REABONNEMENT STARTIMES ALOA MVOLA

par tamby
Publié: 18 mai 2019 (il y a 4 semaines)
40,000Ariary
Localité
Antananarivo

REABONNEMENT STARTIMES FOTSINY :

Afaka aloa anao ***Mvola amin’izay ny Réabonnement-anao Startimes*** manombaka eto.

OUI, alefa ***Mvola*** dia amin’izay tsy mila mandeha alavitra intsony.

+++na réabonnement journalier

+++na réabonnement hebdomadaire

+++na réabonnement mensuel

 

DIA AZO ALOA MVOLA DAHOLO IZANY REHETRA IZANY

Tsotra sy mora ary vetivety ny manao azy (5 minitra monja dia vita)

Alefaso anay amin’ny SMS (034 11 166 90) na amin’ny MP Facebook (Distributeur Crédit Startimes) NY:

  • Nom + prénom-anao (izay enregistré any amin’ny Startimes)
  • Numéro de téléphone- anao (izay enregistré any amin’ny Startimes)
  • Numéro SMART CARD – anao (021 XX XXX XXX – 018 XX XXX XXX)

Ireo rehetra ireo mba isoroana ny fahadisoana ny « fampidirana ny réabonnement-anao »

  • Marihinay fa ianao no mandoa ny frais d’envoi an’ilay vola réabonnement-anao

***Mvola*** : 034 11 166 90

Raha toa ka manana fanontaniana ianao, afaka MIANTSO direct na mandefa SMS (034 11 166 90) na koa mandefa MP amin’ny Facebook (Distributeur Crédit Startimes)

Publicités